|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrefy andro |
| Singan-teny | 2mandrefy, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny fampiasa amin' ny sikidy rehefa mizarazara ny andro iray amin' ny anaram-bolana roa ambin' ny folo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|