|
|
|
|

Teny iditra1 mandrefy
Fototeny  2refy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray.
5Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray.. [1.1]
Ohatra  6 Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369#]
7 Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02