Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
mandra-piverina
(
an
draka
,
ve
rina
)
Sokajin-teny
kambanteny
Fanazavàna teny anglisy
Until the return
[
3.1
]
Fanazavàna teny frantsay
En attendant le retour, jusqu'au retour
[
3.1
]
Ohatra
1
Veloma, veloma re,
mandra-piverina
!
[
2.69
]
2
Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana,
mandra-piverin
' izy roa lahy
[
2.649
]
3
Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy
mandrapiveriny
ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa.
[
2.356
]
Haiendriteny
Tsotra :
mandra-piverina,
mandrapiverina
, mandra-piveriko, mandrapiveriko, mandra-piverinao, mandrapiverinao, mandra-piveriny, mandrapiveriny, mandra-piverintsika, mandrapiverintsika, mandra-piverinay, mandrapiverinay, mandra-piverinareo, mandrapiverinareo, mandra-piverin', mandrapiverin', mandra-piverin-, mandrapiverin-, mandra-piverim-, mandrapiverim-
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31