|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandomando |
| Fototeny | 2mando |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fitokoavana |
4 |
| Ohatra |
5 Ao ambanin' ny vato amin'ny tany mandomando sy mafanafana no fipetrahany indrindra;
[1.38]
6 Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin'ny vatolampy; ary raha vao naniry izy, dia nalazo; satria tsy nisy mandomando. [2.996] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|