|
|
|
|

Teny iditra1 adanina
Fototeny  2adana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampandehanina moramora: Adano ny fandehan' ny fiarakodia fa mandomando izany arabe izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5To be made slow, to be retarded, to be made unoppressive.. [1.2]
6to be slowed down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on ralentit, qu'on fait lentement. [1.3]
8qu'on ralentit. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 adanina, 14 andiaña, 15 dainana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12