|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manditra
Fototeny  2handitra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau. [1.3#212]
Mpanahaka  6 mafotra, 7 maisatra, 8 mavoana

Teny iditra (2/2)9 manditra
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12gros serpent. [1.3#431, 1.54]
Ohatra  13 Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195]
Voambolana  14 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tsipelina hafa  15mandotra
Kamban-teny rehetra  16renimanditra

Fivaditsoratra  17 manditra, 18 mandrita, 19 matindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08