|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 handitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra.
4Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe erỳ io tovolahy io. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|