|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandilatra
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mihoatra. [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 mandilatra
Fototeny  5dilatra
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7Mahakasika kely foana, manolotra: Nandilatra ny sorony ny bala. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12