|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihoatra |
| Fototeny | 2hoatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra.
5Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto. 6Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to exceed; to be above; to pass on the road.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8excéder; surpasser.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka
[2.324]
10 Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 amotrahy, 17 hiamotra, 18 mahatory, 19 miahotra, 20 mihaotra, 21 mihoatra, 22 miohatra, 23 mirotaha, 24 mitoraha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|