|
|
|
|

Teny iditra1 mandihy tsy torahan-damba
Singan-teny  2mandihy, 3tsy, 4torahana, 5lamba
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to dance before one's turn comes; lit.
9to dance before a lamba is thrown to one. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12