|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torahana |
| Fototeny | 2toraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza zavatra na olona anipazana vato tetehina hahavoa azy: Notorahany aho fa nahay niala ka tsy voany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Contre quoi on lance: Notorahan’ ny ankizy vato ny paisonay: (Les enfants ont lancé des pierres contre nos pêchés).
[1.3#730] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 rotahana, 13 tanaraho, 14 tarohana, 15 toharana, 16 torahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|