|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandany andro |
| Singan-teny | 2mandany, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manary ny fotoana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Andeha hiara-mandroso daholo isika, hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao.
[2.324]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|