|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatsikera
Fototeny  2tsikera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5fouiller, critiquer. [1.5]
Ohatra  6 ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 manatsikerà
Fototeny  12tsikera
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsikera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manatsikerà, manatsikera

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31