|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manapa-kota |
| Singan-teny | 2manapaka, 3hota |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manakoaba eo am-pihinanana.
[Sakalava]
[1.78] 6mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana). [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 manapa-kota, 8 taom-pakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|