|
|
|
|

Teny iditra1 manapaka
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko.
5Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko.
6Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako.
7Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to cut off, to cut across.
9to settle or decide; to rule; to govern. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10couper en travers.
11décider; gouverner. [1.8]
12trancher, couper. [1.13]
Ohatra  13 Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324]
14 Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 ampakana, 21 ampanàka, 22 manapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02