|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hota
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina. [Tanala] [1.78]
4Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5anything chewed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant. [1.3#272]
7bouchée de nourriture qu'on mâche. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22manapa-kota

Teny iditra (2/2)23 hota
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25(dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau.. [1.196]
Voambolana  26 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  27 hato, 28 hota, 29 taho, 30 toha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08