|
|
|
|

Teny iditra1 manao teli-moka
Singan-teny  2manao, 3telina, 4moka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6mitelina avy hatrany tsy mitsako akory. [1.1]
Ohatra  7 Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
8 Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11