|
|
|
|

Teny iditra1 manao tanty reraka
Singan-teny  2manao, 3tanty, 4reraka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tsy mba miasa na mitady ho an-tena fa mangata-dava amin' olona izay rehetra ilaina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11