|
|
|
|

Teny iditra1 manao lalimanga
Singan-teny  2manao, 3lalitra, 4manga
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6kamo tsy miasa fa mandehandeha fotsiny ombieny ombieny, manao asa milalotra ela. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11