|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manankina
Fototeny  2ankina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to make to recline on, to place against.
5to put under the care of another, as in poverty.
6to prop or support one, used in this sense of persons on whom one reclines.. [1.2]
Ohatra  7 Ravelojaona, mipetraka, toa maka saina, manankina ny sandriny roa eo amin' ny fipetrahan-tanan' ny sezabeny. [2.356#]
8 Sa kosa mifandray tendro amin' ireo "fatalistes" manankina ny fitondrantenany koa amin' ny lahatra efa voasoratra izy? [2.296#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13manankim-bolana

Teny iditra (2/2)14 manankìna
Fototeny  15ankina
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manankina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manankìna, manankina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02