|
|
|
|

Teny iditra1 manandro
Fototeny  2andro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany.
5Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days.. [1.2]
7to cast a horoscope; to pick out lucky days. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes. [1.8]
Ohatra  9 Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 manitsakaandro, 15 mitetyandro
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 manandro, 18 mandronà, mandrona, 19 manondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02