|
|
|
|

Teny iditra1 mitety andro
Singan-teny  2mitety, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mamantatra ny andro tsara sy manambina mba hanaovana na hanorenan-javatra araka ny vintan' ilay olona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12