Teny iditra manandra (tandra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manongotra amin' ny tandra [Rajemisa 1985]

Teny iditra manandra
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Midio, manohitra ny ratsy vita [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manandra (tandra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manome [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbo [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra manandra > Manandra
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (jeôgrafia)
Dikanteny frantsay   Rivière de la préfecture d [...] [tohiny Rajemisa 1966]
Voambolana  

Nohavaozina taminy 2011/12/14
Takela isoratana ny soso-kevitrao