|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manampina |
| Fototeny | 2tampina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita.
5Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa. 6Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina. 7Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to plug, to cork.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9boucher.
[1.3#662, 1.8] 10fermer, mettre une pierre à un trou du mur. [1.3#662] |
| Ohatra |
11 Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny;
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16manampi-maso |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 mampañina, 19 mampinana, 20 manampina, 21 mpanamina, 22 mpinamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|