|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manamena |
| Fototeny | 2mena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampahatonga ho mena.
5Manoso-doko mena. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 manamenà |
| Fototeny | 11mena |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 13 manamena |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15(de mana et mena : rouge, allusion à la couleur des fleurs).
16Dombeya acerifolia Baker (Malvaceae). 17Voir aussi mana.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 manamenà, manamena, 20 manemana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|