|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manamanga
Fototeny  2manga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga ho manga.
5Mandoko manga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to make blue, to color blue. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rendre bleu, colorer en bleu. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 manamangà
Fototeny  13manga
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamanga [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 manamangà, manamanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03