|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manamaizina |
| Fototeny | 2maizina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to darken, to make dark.
[1.2] 6to make dark. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7obscurcir.
[1.3, 1.107, 1.8] 8plonger dans l'obscurité. [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
9 ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa
[2.324]
10 manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 manamaizìna |
| Fototeny | 16maizina |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaizina [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 18 manamaizina, manamaizìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|