|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manalalana
Fototeny  2alalana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manelanelana: Manalalana antsika amin' Andriamanitra ve ny Razana?.
5Mitondra hafatra: Rabeno nalefako hanalalana tany amin' ny lehibe, nefa mbola tsy nahazo valiny aho.
6Miraharaha zavatra amin' ny fanelanelanana: Tsy vitanao mivantana io fa aoka ianao hanalalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to send repeated messages through a third person; to send a messenger repeatedly; to be in the habit of employing another to convey messages.. [1.2]
8to act as go-between. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Etre messager, entremetteur, intermédiaire, médiateur, intercesseur, parlementaire: Manalalana antsika amin' Andriamanitra Jeso-Kristy.
10Jésus-Christ est notre médiateur auprès de Dieu
.
11Envoyer comme messager, comme intermédiaire, etc: Nanalalana ny zanako tany amy ny governora aho fa tsy mbola nahazo valy (J'ai envoyé mon fils comme messager auprès du gouverneur, mais je n'ai pas encore eu de réponse).
12Traiter une affaire par un intermédiaire: Nanalalana izany raharaha izany tamy ny tompon-trano aho, fa tsy mbola rakitra (J'ai traité cette affaire avec le maître de la maison par le moyen d'un intermédiaire, mais ce n'est pas encore fini). [1.3]
13agir en intermédiaire, en médiateur. [1.8]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19 manalalàna
Fototeny  20alalana
Sokajin-teny  21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 manalalana, manalalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02