|
|
|
|

Teny iditra1 alalana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanelanelanana.
4Asa ataon' olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an' olona iray hafa: Tamin' ny alalan' ny sakaizako no nahazoako io toerana io.
5fanalalana, fanelanelanana (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana).
6Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[a, prep., and lalana, way, road.] The agent or person between parties in communication with one another; a messenger, a mediator, a "go-between;" the communication carried by an intermediate person.. [1.2]
8a going between. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Message, entremise, médiation, intercession, intermédiaire, messager, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire. [1.3]
10entremise, médiation. [1.8]
Ohatra  11 Tsy manana alalana hanadino sy handà ny tanindrazany sy ny fireneny izy, ka hihevitra ireny ho toy ny tsy misy! [2.583]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02