Teny iditra | manakalahy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra izay mampisalasala na izy no horaisina na iray hafa; mampanahirana [1.1] | |
Teny iditra | manakalahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-damba iray [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Teny iditra | manakalahy (aka, lahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ahitra fanaovan-tsatroka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (de aka : feinte, simulation d'ignorance, et lahy : homme, A. Grandidier traduit « hommes qui trompent »). Le nom a été relevé par Wills, 1885. Mentionné aussi dans Malzac. Cypéracée indéterminée. On en fait des nattes et des chapeaux de qualité grossière. Voir A. et G. Grandidier, Ethnographie de Madagascar, 4 : 175. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/28 |