|
|
|
|

Teny iditra1 mandriatra
Fototeny  2triatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandrovitra, manataka. [1.1]
5mandrovitra. [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6to tear, to rip. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7déchirer. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12