|
|
|
|

Teny iditra1 mampiverina
Fototeny  2verina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Mahay mampiverina azy va aho? [2.996]
5 Eto am-pitolomam-parany hampiverina ny aina ! [2.928#43]
6 Ny anarana mampody mandry fa ny tarehy mampiverina ilàlana. [2.558]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02