|
|
|
|

Teny iditra1  mampisava
Fototeny  2 sava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 [Vezo] Dissiper, faire chercher, diminuer, fouiller, perquisitionner, se dissiper [1.68]
Ohatra  5  raha misy rivotra mandalo anefa, dia mampisava azy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04