|
|
|
|

Teny iditra1 mampiray
Fototeny  2iray
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manambatra ho iray. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5to unite. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6unir. [1.8]
7unifier. [1.13]
Ohatra  8 Sady mampiray azy ireny no mandravarava azy koa. [1.369#]
9 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  13 ampamiry, 14 mampiary, 15 mampiray, 16 miampira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12