|
|
|
|

Teny iditra1 fokatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fampisehoana ny tapotsi-maso amin' ny olona tiana hoharabina.
4Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5exhibition, extraction, action de tirer de l'oubli, de produire au jour. [1.3#181]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  18 fongatra

Fivaditsoratra  19 fokatra, 20 fotraka, 21 Kaftora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19