|
|
|
|

Teny iditra1 mamelon-jana-baratra
Singan-teny  2mamelona, 3zanaka, 4varatra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6mitaiza zaza tsy mahay mankasitraka ny soa natao azy; manao soa olona tsy mahay mankasitraka. [1.1]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02