|
|
|
|

Teny iditra1  mamelana
Fototeny  2 felana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Provincial] to flower [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
7 [Merina] En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement.
8 [Bara+Mahafaly+Tandroy] Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [1.196]
Ohatra  9  Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470#]
10  Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao. [2.324#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Voambolana  14  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04