|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mamahana |
| Fototeny | 2fahana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manome hanina, mampihinana: Mbola mamahana ny soavaliny i dada ~ Mamahana ny zanany ny vorona.
5Manisy fahana: Mamaham-basy. 6Manodina ny vimiainan' ny famantaranandro mba hahafahany mandeha maharitra: Mamahana famantaranandro. 7Mampiditra ny kofehy mitsivalana amin' ny lamba tenomina: Efa namahana ny tenona ve izao i Nenibe?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to feed, to tend, to treat hospitably, to make a present to strangers, to weave, or pass the shuttle through the warp; to wind up a spring; to load a gun, etc..
[1.2] 9to offer a gift of food, to feed; to load a gun; to wind a clock. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10offrir un cadeau en vivres à un étranger, donner un repas, servir à table, nourrir, donner à manger, donner la nourriture aux animaux, charger une arme, monter une montre, mettre une trame: Mamahana ny havako aho anio (Je donne un repas aujourd'hui à mes parents) ~ Mamahana antsika Andriamanitra (Dieu nous nourrit) ~ Ny voro-manidina mamahana ny zanany (Les oiseaux donnent à manger à leurs petits).
[1.3] 11fournir la nourriture; donner à manger, nourrir; charger un fusil; remonter une horloge. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 mamahana |
| Fototeny | 18fahana |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Mifikitra, mamikitra, misaringotra amin' ny zavatra iray mba tsy hianjera: Saiky nianjera tany an-tevana aho raha tsy namahana tamin' ny vody hazo iray.
21Manao ditra tsy handeha, mitokona: Namahana teo am-baravarana izy ka tsy nandeha raha tsy norahonana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22to hold fast to something, as a balustrade or cord; to place the feet firmly on the ground in supporting anything or resisting any one, or as a cat pulled by the tail clings to the ground with its claws; to rest upon something or some one, as in resting confidently on God; to detain, to prevent from going or being drawn away; to hold to what belongs to another..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 27 mamahatra, 28 mihenahena, 29 mitokona, 30 mitokozihitra |
| Kamban-teny rehetra | 31mamahana ny didin' ny mpanjaka |
| Teny iditra (3/3) | 32 mamahàna |
| Fototeny | 33fahana |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamahana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 35 mahanama, 36 mamahàna, mamahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|