|
|
|
|

Teny iditra1 malazo molotra
Singan-teny  2malazo, 3molotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona voan' ny hakiviana noho ny fahadisoam-panantenana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6décontenancé (littéralement: dont les lèvres sont sèches) (gaina). [1.54]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12