|
|
|
|

Teny iditra1 malama
Fototeny  2lama
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka.
5Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6smooth, slippery. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7glissant. [1.3, 1.8]
8Poli, uni.
9figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte. [1.3]
10lisse. [1.8]
Ohatra  11 Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]
12 Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529]
13 nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [2.1010]
14 Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 malama, 19 mamalà, mamala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02