|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maka saina
Singan-teny  2maka, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao. [1.1]
Tovy hevitra  6mila saina

Teny iditra (2/2)7 maka saina
Singan-teny  8maka, 9saina
Sokajin-teny  10 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  11same as maka rivotra: to take exercise, seeking fresh air.. [1.2]
Tovy hevitra  12maka rivotra

Fivaditsoratra  13 maka saina, 14 manasaika, 15 sakamaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12