|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maka rivotra |
| Singan-teny | 2maka, 3rivotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6To take exercise, seeking fresh air..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;
[2.59#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|