|
|
|
|

Teny iditra1 mitranitrany
Fototeny  2tranitrany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza ity fa mitranitrany ny taolany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mirantiranty, 9 mitranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12