|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahay zavatra |
| Singan-teny | 2mahay, 3zavatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5havanana amin' izay ataony, indrindra fa izay nianarany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qui sait beaucoup ou est capable de beaucoup, se dit de toute habileté ou capacité bonne ou mauvaise.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|