|
|
|
|

Teny iditra1 mahay manavia manavanana
Singan-teny  2mahay, 3manavia, 4manavanana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12