|
|
|
|

Teny iditra1 manavanana
Fototeny  2havanana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia.
5Mahakinga: Manavanana azy ny miteny.
6Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý.
7Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands.. [1.2]
9to be easy, to be convenient for one. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10être facile; qu'on trouve commode. [1.8]
Ohatra  11 ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
Tohi-kevitra  15manavia
Kamban-teny rehetra  16mahay manavia manavanana
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02