|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahavoky
Fototeny  2voky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to satisfy with food. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5rassasier; être suffisant pour rassasier. [1.8]
Ohatra  6 Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [2.499]
7 Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895]
8 Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14 Mahavoky
Singan-teny  15maha~
Sokajin-teny  16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  17 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  18 Mahavoky, mahavoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02