|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatsiarotsiaro |
| Fototeny | 2tsiarotsiaro |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Ohatra |
4 nahatsiarotsiaro an' i Mahafasa erý Bina
[2.499#65]
5 Aza dia mahatsiarotsiaro lalandava ny lasa ianao, fa mampihetsika alahelo koa amin' ny ankizy izany ka hanahirana [2.356#12] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|