|
|
|
|

Teny iditra1 mahatsiaro fanahy
Singan-teny  2mahatsiaro, 3fanahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Mitodika ny lasa ka misaina ny fotoana iainana ankehitriny mba hivoarana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12