|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mahatsara
Fototeny  2tsara
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4 ary izany no mahatsara ny zanaka aterany. [1.357#]
5 Fa izany hono no mahatsara ny fiainana eto. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)7 mahatsara
Fototeny  8tsara
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10mahateny. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)11 Mahatsara
Singan-teny  12maha~, 13tsara
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  15 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  16 Mahatsara, mahatsara, 17 tsaramaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02